|
|
|
|

Entrée1  tsy hita poka
Mots élémentaires  2  tsy hita, poka
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy [1.1]
Exemples  5  Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka? [2.499]
Synonymes  6  tsy hita popoka

Mis à jour le 2023/11/20